Joba 28:(23 -28) Andriamanitra ihany no mahalala ny làlana ho any aminy, Ary Izy no mahafantatra ny itoerany ; ..
VOATANA
Misy Anjely voatokana hanoratra Ny asan’ny tsirairay Tsy miangatra fa toy ny milina Ka ny ataony de mandray.
Fiv : Ny any an-tsaina fantany Zay lazaina henony Zay atao de hitany Ka tsy misy hadinony Ny asa soa voasoratra Lolom-po voasoratra Niova fo voasoratra Voatana an-tsoratra.
Izay voatana de raikitra mipetraka Na ratsy izay na mba soa Zay voasoratra efa voasoratra Ho fitsarana anao tokoa.
Fiv : ...
Nefa raha misy solafaka mibaboka Miandrandra an’i Jeso Zay voasoratra de azo antoka Fa ho voafafany avokoa.