Raha makany ialahy Mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy Mivovo any ialahy Hitondray any aho Hivimbino any aho Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a! Fofompofony ihany a! Potipotiny ihany a!
Fiv. : Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy Tonga aho hamangivangy Hitondra paradisa
Raha makany ialahy Mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy Mivovo any ialahy Hitondray any aho Hivimbino any aho Singam-bolony any a! Piti-drorany any a! Sombim-piainany any a! Sary anankiray