MITETY ONJA mahery ty nosiko ity Mamakivaky alon-drano, alon-drano maria Ahevahevan’ny onja zay mitrena Atopatopany mafy mba hivena De tsy avelany akory mba hiarina Fa b.. ts’hahalala ny marina
Fiv : Ô mankarary ny fony ny mitazana Ity salemako ity e, mba miadana Kanefa dradraiko hanako eran-tany Tsy maintsy tafita ity sambo Indray andro any Tompo mahery ao ambony antenaiko Ianao Ho kapiteny hanamory ity lakakeliko Zay mamatopatotra azy no ho vahao De mba ataovy mpandresy, Mpandresy manahaka Anao
Mitety onja isan’andro ty nosiko ity Misedra rivo-mahery manembana aty Misamboaravoara aok’izany Ny alondrano masika sy makany Raha mba miho’mba mandroso gasikara Dia indro ? mba ho t?ara