Ray ô! ifonako aminao anio Ny hadalàna efa vitako Ray ô Taminao dia taminao Taminao no nanotako Ray ô ô Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô Ray ô! Iza intsony moa no hamela ny helok' efa vitako Afa tsy ianao, k'ifonako
Mahery loatra anie ny adim-panahy Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy Mitambatra avokoa Mavesatra ao an-doha Matetika no mampamoy fo Kanefa feno fandrika avokoa Ny làlana alehan'ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao Eny hataramin'izao Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô! An-dranomaso no anehoko ny fifonako Ka mamelà ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa Dia aiza indray moa no alehako Ray ô! Raha miala izay mety mandao Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao Hanampy ho ahy. ooooooooo