Maro no mitady hamingana Mitady handrava ny fanambadiana Maro ny fakam-panahy misarika Hanatona an-drafahoriana Eo indrindra no ilàna Ny fandaozana an-drafahazazana Saina matotra sy tony, fo natolotra ny fony Olon-droa efa iray mandrakizay
N'inona misakan-dalàna Mitady handrava ka hamaha ny tady Ampiasao ny fitiavana Sy ny fifampahatokisan'ny mpivady TANDREMONAO MISOTASOTA TEZERA NEFA AZA MANOTA Raha sendra resy izy ampio Tsarovy f'io fitiavana io Dia mandra-maty sy voadinareo mivady