Chanson issue du dernier album audio d'Ambondrona "faha -5" avec un tout petit montage video "juste pour le plaisir de partager!"Merci harimialy pour la parole!
Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy Tsy hoe inona na koa hoe ahoana 'Reo fakam-panahy, mahamay Mandoro ka tsy tantinao avelao ho tsiny ihany Tazoninao ny soa sy tsara tsy mety hanandratsy
Ho anao ihany (no hanoratako ) Ty soratra hitoetra (any aoriana) Ny tenanao ihany ('zay no ambarako) Fiainana manam-petra, Sainonao
Atao ny tsy hiteny! raha misy ny tsy mety Diso ndray anefa ra zany no iainana Mananatra ny hendry aho raha sitrakao de avelao Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy na mamy ny miaina Tazoninao ny soa .............