Satriko raha hifampitaona indray anio Nandrasako raha io fiarahana io Zarako aza raha misy hanalana asa loha hidobohan'ny fo Efa voly indray ny tena ka dia may ny hihaona indray aiza ialahy
Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo F'efa mangetaheta rahateo.
Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo 'Zay gadona atao hanome fifaliana vaovao Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy